Entrée | 1 miolakolaka |
Radical | 2 olakolaka |
Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.13] tsy mahitsy |
Explications en anglais |
5 [1.2] miolaka 6 [1.7] to meander; to speak ambiguously or evasively |
Explications en français |
7 [1.8] être sinueux; se détourner; être ambigu 8 [1.13] en courbe |
Exemples |
9 miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [2.470] 10 Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. [2.996] |
Morphologie |
|
Synonymes | 14 miolaka |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot miolakolaka |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |