Index |
|
|
|
Proverbes : Itasy
|
|
|
Proverbe 1 | Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no iray sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho ! [2.415 #4220]
Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no tonga eran' ny sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho! [2.558 #3674]
|
Traduction française | Tant que ma plante des pieds ne se retournera pas, tant que le lac Itasy ne sera pas dans une cuiller, je ne laisserai pas que d' aller là-bas! [2.415 #4220]
|
|
|
Proverbe 2 | Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina any Itasy, valaka. [2.653 #3509]
Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina an' Itasy, valaka. [2.415 #4035]
Tsy misy be aina ohatra ny alika, fa raha manodidina an' Itasy valaka. [2.558]
|
Traduction française | Personne n' a autant de force que le chien, et pourtant quand il fait le tour du lac Itasy, il est fatigué. [2.415 #4035]
|
Interprétation française | Paroles d'excuses. [2.415 #4035]
|
|
|
Index |
|
|