Entrée (1/3) | 1 sotro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo [1.1] |
Explications en anglais |
4 a spoon [1.7] |
Explications en français |
5 cuillère [1.3, 1.8] 6 Sens général : cuillère. À l'origine on prenait les liquides tout simplement avec certaines feuilles de forme appropriée qu'on jetait après leur emploi. Quand on a commencé à tailler des cuillères en bois, on a précisé sotro-ravina pour les feuilles ainsi employées. Cette pratique est tombée en désuétude [1.196] |
Exemples |
7 Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro [2.324] 8 Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana. [2.472] |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 14 sotro |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana 17 enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza [1.1] |
Explications en français |
18 action de boire [1.3] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot sotro |
Entrée (3/3) | 28 sotro |
Partie du discours | 29 nom |
Explications en français |
30 appellation botanique: Phylloxylon [2.612] 31 Nom des bois durs mais à grain fin dans lesquels on taille des cuillères. Plus spécialement un phylloxylon (Fabaceae) [Sakalava] [1.196] |
Vocabulaire |
32 Botanique: arbre |
Synonymes | 33 harahara, tsiavango, voafatra |
Anagrammes | 34 rotso, sotro, tsoro |
Mis à jour le 2023/06/13 |