|
|
|
|

Entrée1  fisotroana
Radical  2  sotro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny fisotroanao rano sao kofona ianao.

Anagrammes  5 

Mis à jour le 2025/01/21