|
|
|
|

Entrée1  misotro
Radical  2  sotro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona.
Explications en anglais  5  [1.7] to drink
Explications en français  6  [1.8] boire
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Analogues  11  manala hetaheta, miala hetaheta, miboboka, migoka, manao gorodana, manao gagaka, manao gok' omby, mitohoka, manao kararana, minona
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot misotro

Anagrammes  22 

Mis à jour le 2025/01/21