|
|
|
|

Entrée 1  mitohoka
Radical  2 tohoka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay
9 Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao! [1.1]
Explications en anglais  10 to be placed with the end against something; to be stopped at a barrier [1.7]
Explications en français  11 être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière [1.8]
Exemples  12  Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa. [2.470#39]

Mis à jour le 2026/02/26