Entrée | 1 tohoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano Kitay na tain' omby avovona be eo am-patana; fanesehana ny kitay ao am-patana Fihinanana sakafo na fisotroana rano izay tsy alozina fa atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Zatra ny antoho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana |
Explications en français |
4 [1.3#711] barrière servant à arrêter l'eau et à la faire entrer ou à la maintenir dans les rizières bois ou bouses de vache amoncelées dans le foyer action de porter le verre, la cuillère, la bouteille aux lèvres, de présenter l'ouverture de la nasse aux poissons |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |