Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : ahandroina | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ny volo : ahandroina, tsy masaka ; atono, levona. [2.415 #4559, 2.653 #2492]
Ny volo : ahandroina tsy masaka, atono mora foana. [2.558 #3369] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Cheveux et plumes : si on les fait cuire, ça ne cuit pas ; si on les fait griller, cela se consume. [2.415 #4559] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Bon à rien. [2.415 #4559] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Vari-vory amin' abatoraka : totoina tsy miray fotsy, ahandroin-tsy miray masaka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||