Entrée | 1 miray |
Radical | 2 iray |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho 5 Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...) 6 Mikambana amin' ny fanambadiana 7 Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray [1.1] 8 mivady [1.13] |
Explications en anglais |
9 see Iray [1.2] 10 to be united; to be of one mind [1.7] |
Explications en français |
11 s'unir, être unis; être d'accord [1.8] 12 s'accoupler [1.13] |
Morphologie |
|
Analogues | 17 miombona, mikambana, mitambatra, mivondrona |
Mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot miray |
Anagrammes | 24 miary, miray |
Mis à jour le 2023/09/10 |