Entrée | 1 ahandroina |
Radical | 2 handro |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] jereo handroina |
Explications en français |
5 [1.3] qu'on fait cuire ou bouillir |
Exemples |
6 ahandroina any amin' ny kilasimandry izay trondro azo nony hariva ho fanampin-daoka. [2.356#] 7 Misy roalahy no mpahandro, ka ao anatin' ny hena dia ahandroina ny atiny, ny trafony. [2.606#] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 12 handroina, andrahoina |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot ahandroina |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |