|
|
|
|

Entrée1  handroina
Radical  2  handro
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary?
(Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io:
1) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary?
2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary?
Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra)
Explications en anglais  5  [1.2] ahandroina
6  [1.7] to be cooked
Explications en français  7  [1.8] qu'on fait cuire ou bouillir
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Autres orthographes  12  ahandroina, andrahoina
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot handroina

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21