|
|
|
|

Entrée1  levona
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao
4  Lany: Levon' ny omby ny varinay
5  Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko
6  Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro
7  Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy
8  Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1]
Explications en anglais  9  consumed; utterly destroyed; dissolved, digested [1.7]
Explications en français  10  consumé, anéanti; dissout; digéré [1.8]
Exemples  11  levona ny harena be. [2.59]
12  Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot levona

Anagrammes  19  alevon, levona, nalevo, velona, volena

Mis à jour le 2020/07/31