|
|
|
|

Chapitres et versets citant Matania

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 24.17 And the king of Babylon made Mattaniah his father' s brother king in his stead, and changed his name to Zedekiah. Ary Matania, rahalahin-drainy, no notendren' ny mpanjakan' i Babylona ho mpanjaka hisolo an' i Joiakina, ka novany hoe Zedekia no anarany. Ary ny natsangan' ny mpanjakan' i Babilona ho mpanjaka hisolo an' i Joasina, dia Mataniasa rahalahin-drainy, ka novany hoe Sedesiasa ny anarany. Le roi de Babylone établit roi à la place de Joiakîn son oncle Mattanya, dont il changea le nom en celui de Sédécias.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 9.15 And Bakbakkar, Heresh, and Galal, and Mattaniah the son of Micah, the son of Zichri, the son of Asaph; ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zikry, zanak' i Asafa, Bakbakara, Heresa, Galala, Matanià, zanak' i Mikà, zanak' i Zekri, zanak' i Asafa; Baqbaqar, Héresh, Galal. Mattanya, fils de Mika, fils de Zikri, fils d' Asaph,
...............
1Tt / 1Tan 25.4 Of Heman: the sons of Heman: Bukkiah, Mattaniah, Uzziel, Shebuel, and Jerimoth, Hananiah, Hanani, Eliathah, Giddalti, and Romamtiezer, Joshbekashah, Mallothi, Hothir, and Mahazioth: Tamin' i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota. Amin' i Hemàna, ny zanakalahin' i Hemàna: Boksiao, Mataniao, Oziela, Soboela, Jerimota, Hanaiasa, HAnanì, Eliata, Gedeltì, Rommemtiezera, Jesbakasà, Melotì, Otira, ary Mahaziota. Pour Hémân : fils de Hémân : Buqqiyyahu, Mattanyahu, Uzziel, Shebuel, Yerimot, Hananya, Hanani, Éliata, Giddalti, Româmti-Ézer, Yoshbe-qasha, Malloti, Hotir, Mahaziot.
...............
1Tt / 1Tan 25.16 The ninth to Mattaniah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahasivy an' i Matania, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahasivy an' i Mataniasa, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le neuvième fut Mattanyahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 20.14 Then upon Jahaziel the son of Zechariah, the son of Benaiah, the son of Jeiel, the son of Mattaniah, a Levite of the sons of Asaph, came the Spirit of the Lord in the midst of the congregation; Ary Jahaziela, zanak' i Zakaria, zanak' i Benaia, zanak' i Jeiela, zanak' i Matania, Levita amin' ny taranak' i Asafa, dia voatsindrin' ny Fanahin' i Jehovah teo amin' ny fiangonana Tamin' izay Jahaziela zanak' i Zakariasa, zanak' i Banaiasa, zanak' i Jehiela, zanak' i Mataniasa, Levita, amin' ny taranak' i Asafa dia voatsindrin' ny Fanahy avy amin' ny Tompo teo afovoan' ny fiangonana teo, Au milieu de l' Assemblée, l' Esprit de Yahvé fut sur Yahaziel, fils de Zekaryahu, fils de Benaya, fils de Yeïel, fils de Mattanya le lévite, l' un des fils d' Asaph.
...............
2Tt / 2Tan 29.13 And of the sons of Elizaphan; Shimri, and Jeiel: and of the sons of Asaph; Zechariah, and Mattaniah: ary tamin' ny taranak' i Elizafana dia Simry sy Jeiela; ary tamin' ny taranak' i Asafa dia Zakaria sy Matania; tamin' ny taranak' i Elisafàna, Samarì sy Jahiela; tamin' ny taranak' i Asafa, Zakariasa sy Mataniasa; des fils d'Éliçaphân : Shimri et Yeïel; des fils d' Asaph : Zekaryahu et Mattanyahu;

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.26 And of the sons of Elam; Mattaniah, Zechariah, and Jehiel, and Abdi, and Jeremoth, and Eliah. ary ny avy tamin' ny taranak' i Elema dia Matania sy Zakaria sy Jehiela sy Abdia sy Jeremota ary Elia; tamin' ny taranak' i Elama: Metaniasa, Zakaria, Jehiela, Abdì, Jerimota ary Elia; des fils d' Elam : Mattanya, Zekarya, Yehiel, Abdi, Yerémot et Eliyya;
Ezr / Esd 10.27 And of the sons of Zattu; Elioenai, Eliashib, Mattaniah, and Jeremoth, and Zabad, and Aziza. ary ny avy tamin' ny taranak' i Zato dia Elioenay sy Eliasiba sy Matania sy Jeremota sy Zabada ary Aziza; tamin' ny taranak' i Zetoà: Elioenai, Eliasiba, Mataniasa, Jerimota, Zabada, ary Azizà; des fils de Zattu : Elyoénaï, Elyashib, Mattanya, Yerémot, Zabad et Aziza;
...............
Ezr / Esd 10.30 And of the sons of Pahathmoab; Adna, and Chelal, Benaiah, Maaseiah, Mattaniah, Bezaleel, and Binnui, and Manasseh. ary ny avy tamin' ny taranak' i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase; tamin' ny taranak' i Falata-Moaba: Ednà, Kalala, Banaiasa, Maasiasa, Mataniasa, Beseleela, Benoì, ary Manase; des fils de Pahat-Moab : Adna, Kelal, Benaya, Maaséya, Mattanya, Beçaléel, Binnuï et Menassé;
...............
Ezr / Esd 10.37 Mattaniah, Mattenai, and Jaasau, sy Matania sy Matenay sy Jasao Mataniasa, Matanaì, Jasi, Mattanya, Mattenaï et Yaasaï;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.17 And Mattaniah the son of Micha, the son of Zabdi, the son of Asaph, was the principal to begin the thanksgiving in prayer: and Bakbukiah the second among his brethren, and Abda the son of Shammua, the son of Galal, the son of Jeduthun. Ary Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zabdy, zanak' i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin' ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak' i Samoa, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona. Mataniasa zanak' i Mika, zanak' i Zebedeì, zanak' i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin' ny fivavahana; Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin' ireo rahalahiny, sy Abdà zanak' i Samoà, zanak' i Galala, zanak' Iditòna. Mattanya, fils de Mika, fils de Zabdi, fils d' Asaph, qui dirigeait les hymnes, entonnait l' action de grâces pour la prière; Baqbuqya, le second parmi ses frères; Obadya, fils de Shammua, fils de Galal, fils de Yedutûn.
...............
Neh / Ne 11.22 The overseer also of the Levites at Jerusalem was Uzzi the son of Bani, the son of Hashabiah, the son of Mattaniah, the son of Micha. Of the sons of Asaph, the singers were over the business of the house of God. Ary ny mpifehy ny Levita tany Jerosalema amin' ny raharaha momba ny tranon' Andriamanitra dia Ozy, zanak' i Bany, zanak' i Hasabia, zanak' i Matania, zanak' i Mika, isan' ny mpihira, taranak' i Asafa. Ny mpifehy ny levita tao Jerosalema, dia Azì zanak' i Banì zanak' i Hasabiasa, zanak' i Mataniasa, zanak' i Mikà, anisan-taranak' i Asafa, ireo mpihira niadidy ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra. Le chef des lévites de Jérusalem était Uzzi, fils de Bani, fils de Hashabya, fils de Mattanya, fils de Mika; il faisait partie des fils d' Asaph, les chantres chargés du service du Temple de Dieu;
...............
Neh / Ne 12.8 Moreover the Levites: Jeshua, Binnui, Kadmiel, Sherebiah, Judah, and Mattaniah, which was over the thanksgiving, he and his brethren. Ary ny Levita kosa dia izao: Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda ary Matania, dia izy ireo sy ny rahalahiny no tonian' ny fiderana. Levita: Josoe, Benoì, Kedmiela, Sarebiasa, Jodà, Mataniasa, izay nitarika ny hira fiderana, niaraka tamin' ireo rahalahiny; c' est-à-dire les lévites, étaient : Josué, Binnuï, Qadmiel, Shérébya, Yehuda, Mattanya ce dernier, avec ses frères, dirigeait les hymnes d' action de grâces,
...............
Neh / Ne 12.25 Mattaniah, and Bakbukiah, Obadiah, Meshullam, Talmon, Akkub, were porters keeping the ward at the thresholds of the gates. Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona sy Akoba no mpiandry varavarana ka nitandrina ny fiambenana amin' ny trano firaketana. Ny mpiandry varavarana, niambina teo amin' ny tokonam-bavahady kosa, dia Mataniasa, Bekbekiasa, Abdiasa, Mosolama, Telmona, ary Akoba. étaient : Mattanya, Baqbuqya et Obadya. Quant à Meshullam, Talmôn et Aqqub, portiers, ils montaient la garde aux magasins près des portes.
...............
Neh / Ne 12.34 Judah, and Benjamin, and Shemaiah, and Jeremiah, sy Joda sy Benjamina sy Semaia ary Jeremia, ny sasany amin' ny taranaky ny mpisorona, nitondra trompetra: Zakaria zanak' i Jonatàna, zanak' i Semeiasa, zanak' i Mataniasa, zanak' i Mikea, zanak' i Zekora, zanak' i Asafa, Yehuda, Benjamin, Shemaya et Yirmeya,
Neh / Ne 12.35 And certain of the priests' sons with trumpets; namely, Zechariah the son of Jonathan, the son of Shemaiah, the son of Mattaniah, the son of Michaiah, the son of Zaccur, the son of Asaph: ary ny sasany tamin' ny taranaky ny mpisorona nitondra trompetra, dia Zakaria, zanak' i Jonatana, zanak' i Semaia, zanak' i Matania, zanak' i Mikaia, zanak' i Zakora, zanak' i Asafa, mbamin' ny rahalahiny, Semeiasa, Azareela, Malalaì, Galalaì, Maaì, Natanaela, Jodà, ary Hananì, nitondra ny zava-manenon' i Davida, olon' Andriamanitra. Esdrasa mpanora-dalana no nialoha an' ireo. choisis parmi les prêtres et munis de trompettes; puis Zekarya, fils de Yonatân, fils de Shemaya, fils de Mattanya, fils de Mika, fils de Zakkur, fils d' Asaph,
...............
Neh / Ne 13.13 And I made treasurers over the treasuries, Shelemiah the priest, and Zadok the scribe, and of the Levites, Pedaiah: and next to them was Hanan the son of Zaccur, the son of Mattaniah: for they were counted faithful, and their office was to distribute unto their brethren. Ary nanendry mpitandrina ny trano firaketana aho, dia Selemia mpisorona sy Zadoka mpanoratra ary Pedaia avy tamin' ny Levita; ary manarakaraka azy telo lahy dia Hanana, zanak' i Zakora, zanak' i Matania; fa natao ho mahatoky ireo; ary ny adidin' ireo dia ny hizara ho an' ny rahalahiny. Ary notendreko ho mpitandrina ny trano fitehirizana Selemiasa mpisorona, Sadaoka mpanora-dalàna, Fadaiasa, anankiray tamin' ny levita; ary nataoko mpanampy an' ireo Hanàna zanak' i Zakora, zanak' i Mataniasa, fa ireo no hita toetra ho mahatoky. Azy ireo ny mizara ho an' ny rahalahiny. Je préposai aux magasins le prêtre Shélémya, le scribe Sadoq, Pedaya, l' un des lévites, et, pour les assister, Hanân, fils de Zakkur, fils de Mattanya, car ils passaient pour intègres; leur office fut de faire les distributions à leurs frères.