|
|
|
|

Chapitres et versets citant Joiada

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 8.18 And Benaiah the son of Jehoiada was over both the Cherethites and the Pelethites; and David' s sons were chief rulers. ary Benaia, zanak' i Joiada, no mpifehy ny mpiambina andriana; ary ny zanak' i Davida no mpanolo-tsaina. Banaiasa zanak' i Joiadà, no lehiben' ny Keretiana sy ny Feletiana; ary ny zanak' i Davida no mpanolo-tsaina manolotra azy indrindra. Benayahu, fils de Yehoyada, commandait les Kerétiens et les Pelétiens; les fils de David étaient prêtres. Bonté de David envers le fils de Jonathan.
...............
2Sm / 2Sam 20.23 Now Joab was over all the host of Israel: and Benaiah the son of Jehoiada was over the Cherethites and over the Pelethites: Ary Joaba no komandin' ny miaramila rehetra tamin' ny Isiraely; ary Benaia, zanak' i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana; Joaba no komandin' ny tafika tamin' Israely rehetra; Banaiasa zanak' i Joiadà no lehiben' ny Keretiana sy ny Feletiana, Joab commandait à toute l' armée; Benayahu fils de Yehoyada commandait les Kerétiens et les Pelétiens;
...............
2Sm / 2Sam 23.20 And Benaiah the son of Jehoiada, the son of a valiant man, of Kabzeel, who had done many acts, he slew two lionlike men of Moab: he went down also and slew a lion in the midst of a pit in time of snow: Ary Benaia, zanak' i Joiada, zanaky ny lehilahy mahay tany Kabezela, izay nahavita asa be, izy no namono ny roa lahy mahery tany Moaba; ary izy no nidina ka namono ny liona tao an-davaka fantsakana tamin' ilay andro nisy oram-panala iny; Banaiasa zanak' i Joiadasa zanaky ny lehilahy anankiray mahery sy naneho herim-po lehibe matetika, avy any Kabseela, dia namely ireo ariela roa lahy avy any Moaba. Indray andro, nisy oram-panala, dia nidina izy ka namely ilay liona tamin' ny lavaka famorian-drano. Benayahu fils de Yehoyada, un brave, prodigue en exploits, originaire de Qabçéel, c' est lui qui abattit les deux héros de Moab, et c' est lui qui descendit et abattit le lion dans la citerne, un jour de neige.
...............
2Sm / 2Sam 23.22 These things did Benaiah the son of Jehoiada, and had the name among three mighty men. Izany no nataon' i Benaia, zanak' i Joiada, ary tamin' izy telo lahy mahery dia izy no nalaza. Izany no nataon' i Banaiasa, zanak' i Joiadasa, Voilà ce qu' accomplit Benayahu fils de Yehoyada, et il se fit un nom parmi les Trente preux.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 1.8 But Zadok the priest, and Benaiah the son of Jehoiada, and Nathan the prophet, and Shimei, and Rei, and the mighty men which belonged to David, were not with Adonijah. Fa Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak' i Joiada, sy Natana mpaminany sy Simey sy Rey ary ny lehilahy mahery izay an' i Davida kosa tsy mba niandany tamin' i Adonia. Tsy mba nety nikambana tamin' i Adoniasa kosa Sadaoka mpisorona, Banaiasa zanak' i Joiadasa, Natàna mpaminany, Semeia, Reia, mbamin' ny lehilahy maherin' i Davida. mais ni le prêtre Sadoq, ni Benayahu fils de Yehoyada, ni le prophète Natân, ni Shiméï et Reï, ni les preux de David, n'étaient avec Adonias.
...............
1Mp 1.26 But me, even me thy servant, and Zadok the priest, and Benaiah the son of Jehoiada, and thy servant Solomon, hath he not called. Fa izaho mpanomponao sy Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak' i Joiada, ary Solomona mpanomponao ihany no tsy mba nasainy. Samy tsy nasainy anefa na izaho mpanomponao na Sadaoka mpisorona, na Banaiasa zanak' i Joiadasa, na Salomona mpanomponao. Mais moi ton serviteur, le prêtre Sadoq, Benayahu fils de Yehoyada et ton serviteur Salomon, il ne nous a pas invités.
...............
1Mp 1.32 And king David said, Call me Zadok the priest, and Nathan the prophet, and Benaiah the son of Jehoiada. And they came before the king. Ary hoy Davida mpanjaka: Antsoy hankatý amiko Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany ary Benaia, zanak' i Joiada. Dia niditra nankeo anatrehan' ny mpanjaka izy telo lahy. Ary hoy Davida mpanjaka: Asaovy mankatý Sadaoka mpisorona sy Natàna mpaminany, ary Banaiasa zanak' i Joiadasa. Nony niditra nankeo anatrehan' ny mpanjaka ireo, Puis le roi David dit : " Appelez-moi le prêtre Sadoq, le prophète Natân et Benayahu fils de Yehoyada. " Ils entrèrent chez le roi
...............
1Mp 1.36 And Benaiah the son of Jehoiada answered the king, and said, Amen: the Lord God of my lord the king say so too. Ary Benaja, zanak' i Joiada, namaly ny mpanjaka hoe: Amena! Hiteny tahaka izany koa anie Jehovah, Andriamanitry ny mpanjaka tompoko. Dia namaly Banaiasa zanak' i Joiadasa ka nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Amena! Ho toy izany koa anie no didin' ny Tompo Andriamanitry ny mpanjaka tompoko! Benayahu fils de Yehoyada répondit au roi : " Amen ! Que parle ainsi Yahvé, le Dieu de Monseigneur le roi !
...............
1Mp 1.38 So Zadok the priest, and Nathan the prophet, and Benaiah the son of Jehoiada, and the Cherethites, and the Pelethites, went down, and caused Solomon to ride upon king David' s mule, and brought him to Gihon. Dia nidina Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Renaia, zanak' i Joiada, ary ny miaramila mpiambina andriana, dia nampitaingina an' i Solomona ny ampondravavin' i Davida mpanjaka izy, ka dia nitondra azy nankany Gihona. Dia nandeha Sadaoka mpisorona sy Natàna mpaminany, ary Banaiasa zanak' i Joiadasa mbamin' ny Keretiana sy ny Feletiana; nasainy nitaingina ny molevavin' i Davida mpanjaka Salomona, dia nentiny nankany Gihona. Le prêtre Sadoq, le prophète Natân, Benayahu fils de Yehoyada, les Kerétiens et les Pelétiens descendirent ; ils mirent Salomon sur la mule du roi David et ils le menèrent à Gihôn.
...............
1Mp 1.44 And the king hath sent with him Zadok the priest, and Nathan the prophet, and Benaiah the son of Jehoiada, and the Cherethites, and the Pelethites, and they have caused him to ride upon the king' s mule: Ary ny mpanjaka efa naniraka an' i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Benaia, zanak' i Joiada, ary ny miaramila mpiambina andriana hiaraka aminy, ka nampitaingenin' ireo ny ampondravavin' ny mpanjaka izy. Nirahin' ny mpanjaka hiaraka aminy Sadaoka mpisorona sy Natàna mpaminany ary Banaiasa zanak' i Joiadasa, mbamin' ny Keretiana sy ny Feletiana, ka nampitaingenin' ireo ny molevavin' ny mpanjaka izy. Le roi a envoyé avec lui le prêtre Sadoq, le prophète Natân, Benayahu fils de Yehoyada, les Kerétiens et les Pelétiens, ils l' ont mis sur la mule du roi,
...............
1Mp 2.25 And king Solomon sent by the hand of Benaiah the son of Jehoiada; and he fell upon him that he died. Ary Solomona mpanjaka naniraka an' i Benaia, zanak' i Joiada; ary izy namely azy ho faty. Dia nanendry an' i Banaiasa zanak' i Joiadasa Salomona mpanjaka; nasian' io Adoniasa dia maty. Et le roi Salomon en chargea Benayahu fils de Yehoyada, qui le frappa, et il mourut.
...............
1Mp 2.29 And it was told king Solomon that Joab was fled unto the tabernacle of the Lord; and, behold, he is by the altar. Then Solomon sent Benaiah the son of Jehoiada, saying, Go, fall upon him. Ary nambara tamin' i Solomona mpanjaka fa Joaba efa lasa nandositra ho ao amin' ny trano-lain' i Jehovah, ka, indro, eo anilan' ny alitara izy. Dia nirahin' i Solomona Benaia, zanak' i Joiada, ka nilazany hoe: Andeha, asio izy. Ary nampandrenesina Salomona mpanjaka fa nandositra ao amin' ny tabernaklan' ny Tompo Joaba, ka tao anilan' ny otely izy; ka nirahin' i Salomona Banaiasa nataony hoe: Mandehana asio izy. On avertit le roi Salomon : " Joab s' est réfugié à la Tente de Yahvé et voici qu' il est à côté de l' autel. " Alors Salomon envoya dire à Joab : " Qu' est-ce qui t' a pris de fuir à l' autel ? " Joab répondit : " J' ai eu peur de toi et je me suis réfugié près de Yahvé. " Alors Salomon envoya Benayahu fils de Yehoyada en disant : " Va et frappe-le ! "
...............
1Mp 2.34 So Benaiah the son of Jehoiada went up, and fell upon him, and slew him: and he was buried in his own house in the wilderness. Dia niakatra Benaia, zanak' i Joiada, ka namely azy ho faty; ary nalevina tao amin' ny fonenany tany an-efitra izy. Dia niakatra Banaiasa zanak' i Joiadasa, ka namely an' i Joaba sy nahafaty azy, ary nalevina tany amin' ny fonenany tany an' efitra. Benayahu fils de Yehoyada partit, il frappa Joab et le mit à mort, et on l' enterra chez lui au désert.
1Mp 2.35 And the king put Benaiah the son of Jehoiada in his room over the host: and Zadok the priest did the king put in the room of Abiathar. Ary Benaia, zanak' i Joiada, no notendren' ny mpanjaka ho solony ho komandin' ny miaramila; ary Zadota mpisorona no notendren' ny mpanjaka ho solon' i Abiatara. Banaiasa zanak' i Joiadasa no nataon' ny mpanjaka filohan' ny tafika, ho solony, ary Sadaoka no nataon' ny mpanjaka mpisorona, ho solon' i Abiatara. Le roi mit Benayahu fils de Yehoyada à sa place à la tête de l' armée ; et le roi mit le prêtre Sadoq à la place d'Ébyatar.
...............
1Mp 2.46 So the king commanded Benaiah the son of Jehoiada; which went out, and fell upon him, that he died. And the kingdom was established in the hand of Solomon. Ary ny mpanjaka nandidy an' i Benaia, zanak' i Joiada, dia nivoaka izy ka namely an' i Simey ho faty. Ary ny fanjakana dia naorina teo an-tànan' i Solomona. Dia nomen' ny mpanjaka didy Banaiasa zanak' i Joiadasa, ka nivoaka namono an' i Semeia, ary maty izy. Ary niorina teo an-tànan' i Salomona ny fanjakana. Le roi fit commandement à Benayahu fils de Yehoyada ; il sortit et frappa Shiméï qui mourut. La royauté fut alors affermie dans la main de Salomon.
...............
1Mp 4.4 And Benaiah the son of Jehoiada was over the host: and Zadok and Abiathar were the priests: ary Benaia, zanak' i Joiada, no komandin' ny miaramila; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona; Banaiasa zanak' i Joiadasa no komandin' ny tafika; Sadaoka sy Abiatara no mpisorona, Benayahu, fils de Yehoyada, chef de l' armée. Sadoq et Ébyatar, prêtres.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 11.4 And the seventh year Jehoiada sent and fetched the rulers over hundreds, with the captains and the guard, and brought them to him into the house of the Lord, and made a covenant with them, and took an oath of them in the house of the Lord, and shewed them the king' s son. Ary tamin' ny taona fahafito Joiada naniraka haka ny kapiteny, mpifehy ny anjolofo sy ny mpiambina, dia nampiditra azy tao an-tranon' i Jehovah ary nampanaiky sy nampianiana azy tao an-tranon' i Jehovah, ka nasehony azy ny zanakalahin' ny mpanjaka. Tamin' ny taona fahafito, Joiada naniraka haka ny tompon-jaton' ny Kariana sy ny mpihazakazaka ary nasainy hanatona azy ao an-tranon' ny Tompo. Nanao fanekena tamin' izy ireo izy, ka nony efa nampianiana azy tao an-tranon' ny Tompo izy, dia nasehony azy ity zanaky ny mpanjaka. La septième année, Yehoyada envoya chercher les centeniers des Cariens et des gardes, et les fit venir auprès de lui, dans le Temple de Yahvé. Il conclut un pacte avec eux, leur fit prêter serment et leur montra le fils du roi.
...............
2Mp 11.9 And the captains over the hundreds did according to all things that Jehoiada the priest commanded: and they took every man his men that were to come in on the sabbath, with them that should go out on the sabbath, and came to Jehoiada the priest. Ary ny kapiteny dia nanao araka izay rehetra nandidian' i Joiada mpisorona, ka samy nitondra ny olom-peheziny izay nilatsaka tamin' ny Sabata sy izay niala tamin' ny Sabata ary nankany amin' i Joiada mpisorona. Notanterahin' ny tompon-jato avokoa ny didy nomen' i Joiada mpisorona azy. Samy naka ny olom-peheziny avy izy ireo, na ny milatsaka amin' ny fanompoana amin' ny andro sabata, na ny miala amin' ny fanompoana amin' ny andro sabata, dia nankany amin' i Joiada mpisorona. Les centeniers firent tout ce que leur avait ordonné le prêtre Yehoyada. Ils prirent chacun leurs hommes, la garde descendante du jour du sabbat en même temps que la garde montante du jour du sabbat, et vinrent auprès du prêtre Yehoyada.
...............
2Mp 11.12 And he brought forth the king' s son, and put the crown upon him, and gave him the testimony; and they made him king, and anointed him; and they clapped their hands, and said, God save the king. Dia nentin' i Joiada nivoaka ny zanakalahin' ny mpanjaka ka nosatrohany ny satro-boninahitra izy, dia notolorany ny Vavolombelona; ka dia nampanjakainy sy nohosorany izy, ary ny olona nitehaka ka niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Naroson' ny mpisorona ny zanaky ny mpanjaka, ka nataony teo aminy ny diadema sy ny vavolombelona. Natsangany ho mpanjaka izy, ary nohosorany, ka sady nitehaka ny olona no niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Alors Yehoyada fit sortir le fils du roi, il lui imposa le diadème et lui remit le document de l' alliance; on le fit roi et on lui donna l' onction. On battit des mains et on cria "Vive le roi!"
...............
2Mp 11.15 But Jehoiada the priest commanded the captains of the hundreds, the officers of the host, and said unto them, Have her forth without the ranges: and him that followeth her kill with the sword. For the priest had said, Let her not be slain in the house of the Lord. Fa Joiada mpisorona nandidy ny kapiteny, mpifehy ny miaramila, ka nanao taminy hoe: Avoahy eny ivelan' ny laharana izy, ary izay manaraka azy dia vonoy amin' ny sabatra. Fa ny mpisorona efa nandrara hoe Aza vonoina ao an-tranon' i Jehovah izy. Tamin' izay Joiada mpisorona nanome didy ny tompon-jato mpifehy ny foloalindahy ary nilaza taminy hoe: Ento izy eo anelanelan' ny laharanareo hivoaka ny trano, ary vonoy amin' ny sabatra izay manaraka azy na iza na iza. Satria ny mpisorona efa nilaza hoe: Aza vonoina eto an-tranon' ny Tompo izy. Alors le prêtre Yehoyada donna un ordre aux commandants de la troupe : "Faites-la sortir entre les rangs, leur dit-il, et si quelqu' un la suit, qu' on le passe au fil de l'épée"; car le prêtre s'était dit : "Il ne faut pas qu' elle soit tuée dans le Temple de Yahvé."
...............
2Mp 11.17 And Jehoiada made a covenant between the Lord and the king and the people, that they should be the Lord' s people; between the king also and the people. Ary Joiada nampanao fanekena ny mpanjaka sy ny vahoaka tamin' i Jehovah, mba ho olon' i Jehovah izy, ary nampifanaiky ny mpanjaka sy ny vahoaka koa. Nampanaovin' i Joiada fanekena tamin' ny Tompo sy ny mpanjaka ary ny vahoaka, ny tsy maintsy haha-vahoakan' ny Tompo azy ireo. Ary nampanaoviny fanekena koa ny mpanjaka sy ny vahoaka. Yehoyada conclut entre Yahvé, le roi et le peuple l' alliance par laquelle celui-ci s' obligeait à être le peuple de Yahvé; de même entre le roi et le peuple.
...............
2Mp 12.3 But the high places were not taken away: the people still sacrificed and burnt incense in the high places. Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah tamin' ny androny rehetra izay nanoloran' i Joiada mpisorona saina azy. Nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo Joasa tamin' ny andro rehetra nanoloran' i Joiada mpisorona fampianarana azy. Joas fit ce qui est agréable à Yahvé, pendant toute sa vie, car le prêtre Yehoyada l' avait instruit.
...............
2Mp 12.8 And the priests consented to receive no more money of the people, neither to repair the breaches of the house. Ka dia niantso an' i Joiada mpisorona sy ny mpisorona sasany koa Joasy mpanjaka ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no tsy nanamboatra ny simba amin' ny trano? Koa ankehitriny, aza mandray vola amin' ny olom-pantatrareo intsony ianareo, fa omeo hanamboarana ny simba amin' ny trano ny vola. ka dia niantso an' i Joiada mpisorona sy ny mpisorona hafa Joasa mpanjaka nilaza tamin' izy ireo hoe: Nahoana no tsy amboarinareo ny banga amin' ny trano? Koa ankehitriny, aza raisinareo intsony ny vola amin' ny olom-pantatrareo, fa atolory hanamboarana ny banga amin' ny trano. alors le roi Joas appela le prêtre Yehoyada et les prêtres et il leur dit : "Pourquoi ne réparez-vous pas le Temple? Il ne faut plus que vous receviez l' argent des gens de votre connaissance, vous le donnerez pour le dommage du Temple."
...............
2Mp 12.10 And it was so, when they saw that there was much money in the chest, that the king' s scribe and the high priest came up, and they put up in bags, and told the money that was found in the house of the Lord. Fa Joiada mpisorona naka vata anankiray, dia noloahany ny rakony, ary napetrany teo anilan' ny alitara tamin' ny sisiny ankavanana eo am-pidirana amin' ny tranon' i Jehovah; dia nalatsaky ny mpisorona, mpiandry varavarana, tao ny vola rehetra izay nampidirina ho ao an-tranon' i Jehovah. Koa naka vata anankiray Joiada mpisorona nasiany loaka ny sarony, napetrany teo anilan' ny otely an-kavanan' ny fidirana ho ao an-tranon' ny Tompo, dia nataon' ny mpisorona mpiandry varavarana tao ny vola rehetra naterin' ny olona tao an-tranon' ny Tompo. Le prêtre Yehoyada prit un coffre, perça un trou dans son couvercle et le plaça à côté de la stèle, à droite quand on entre dans le Temple de Yahvé, et les prêtres gardiens du seuil y déposaient tout l' argent livré au Temple de Yahvé.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 11.22 Benaiah the son of Jehoiada, the son of a valiant man of Kabzeel, who had done many acts; he slew two lionlike men of Moab: also he went down and slew a lion in a pit in a snowy day. Ary Benaia, zanak' i Joiada, zanaky ny lehilahy mahay tany Kabzela, izay nahavita asa be, izy no nahafaty ny roa lahy mahery tany Moaba; ary izy koa no nidina namono ny liona tao anatin' ny lavaka fantsakana tamin' ilay andro nisy oram-panala iny. Banaiasa zanak' i Joiadà zanaky ny lehilahy anankiray mahery sy naneho herim-po lehibe matetika, avy any Kabseela. Izy no namely ireo ariela roalahy avy any Moaba. Indray andro nisy oram-panala izay, dia nidina izy ka namely ilay liona tao amin' ny lavaka famorian-drano. Benaya, fils de Yohoyada, un brave prodigue en exploits, originaire de Qabçéel. C' est lui qui abattit les deux héros de Moab, et c' est lui qui descendit et tua le lion dans la citerne, un jour de neige.
...............
1Tt / 1Tan 11.24 These things did Benaiah the son of Jehoiada, and had the name among the three mighties. Izany zavatra izany no nataon' i Benaia, zanak' i Joiada, ary tamin' izy telo lahy mahery dia izy no nalaza. Izany no nataon' i Banaiasa zanak' i Joiada, ka nanan-daza tamin' izy telo lahy mahery izy. Voilà ce qu' accomplit Benaya fils de Yehoyada et il se fit un nom parmi les Trente preux.
...............
1Tt / 1Tan 12.27 And Jehoiada was the leader of the Aaronites, and with him were three thousand and seven hundred; Ary Joiada dia lehiben' ny Aronita, ary nisy fiton-jato amby telo arivo teo aminy; Ary Joiada lehiben' ny taranak' i Aarona, ary fiton-jato sy telo arivo lahy no niaraka taminy. des fils de Lévi, 4.600,
...............
1Tt / 1Tan 18.17 And Benaiah the son of Jehoiada was over the Cherethites and the Pelethites; and the sons of David were chief about the king. Ary Benaia, zanak' i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana; ary ny zanak' i Davida no lehibe tamin' izay nanolotra ny mpanjaka. Banaiasa zanak' i Joiadà, no lehiben' ny Kerethiana sy ny Feletiana; ary ireo zanak' i Davida no voalohan-daharana eo anilan' ny mpanjaka. Benayahu, fils de Yehoyada, commandait les Kerétiens et les Pelétiens. Les fils de David étaient les premiers aux côtés du roi.
...............
1Tt / 1Tan 27.5 The third captain of the host for the third month was Benaiah the son of Jehoiada, a chief priest: and in his course were twenty and four thousand. Ny komandin' ny antokony fahatelo tamin' ny miaramila, ho amin' ny volana fahatelo, dia Benaia lohany, zanak' i Joiada mpisorona; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Banaiasa zanak' i Joiadà filohany no lohan' ny antokony fahatelo, ho amin' ny volana fahatelo; ary efatra arivo amby roa alina no isan' ny antokony. L' officier du troisième corps affecté au troisième mois était Benayahu, fils de Yehoyada, le prêtre en chef. Il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.
...............
1Tt / 1Tan 27.33 And Ahithophel was the king' s counsellor: and Hushai the Archite was the king' s companion: ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan' ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an' i Ahitofela dia Joiada, zanak' i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin' ny miaramilan' ny mpanjaka dia Joaba. Akitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka, ary Kosaì, Arkeana, dia sakaizan' ny mpanjaka; Ahitophel était conseiller du roi. Hushaï l' Arkite était ami du roi.
1Tt / 1Tan 27.34 And after Ahithophel was Jehoiada the son of Benaiah, and Abiathar: and the general of the king' s army was Joab. manarakaraka an' i Akitofela dia Joiadà, zanak' i Banaiasa, sy Abiatara. Joaba no komandin' ny tafiky ny mpanjaka. Yehoyada, fils de Benayahu, et Ébyatar succédèrent à Ahitophel. Joab était le général des armées du roi.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 22.11 But Jehoshabeath, the daughter of the king, took Joash the son of Ahaziah, and stole him from among the king' s sons that were slain, and put him and his nurse in a bedchamber. So Jehoshabeath, the daughter of king Jehoram, the wife of Jehoiada the priest, (for she was the sister of Ahaziah,) hid him from Athaliah, so that she slew him not. Fa Joseba, zanakavavin' ny mpanjaka, dia naka an' i Joasy, zanak' i Ahazia, ka namonjy azy avy teo amin' ny zanaky ny mpanjaka izay novonoina, dia nampiditra azy sy ny mpitaiza azy ho ao an-trano fitehirizam-pandriana. Ary nafenin' i Joseba, zanakavavin' i Jehorama mpanjaka, vadin' i Joiada mpisorona, izy (fa anabavin' i Ahazia ravehivavy) mba tsy ho hitan' i Atalia, ka dia tsy mba voavonony izy. Joasa zanak' i Okoziasa anefa, nalain' i Josabeta zanakavavin' ny mpanjaka, nesoriny avy tamin' ireo zanaky ny mpanjaka izay novonoina tamin' izay, ka napetrany tao an' efitranom-parafara, izy sy ny mpitaiza azy. Toy izany no nanafenan' i Josabeta zanakavavin' i Jorama mpanjaka, vadin' i Joiadà mpisorona, anabavin' i Okoziasa, an' i Joasa, ka tsy nahitan' i Atalia azy, sy tsy nahafatesany azy. Mais Yehoshéba, fille du roi, retira furtivement Joas, fils d' Ochozias, du groupe des fils du roi qu' on massacrait et elle le mit, avec sa nourrice, dans la chambre des lits. Ainsi Yehoshéba, fille du roi Joram et femme du prêtre Yehoyada et elle était soeur d' Ochozias , put le soustraire à Athalie et éviter qu' elle ne le tuât.
2Tt / 2Tan 23.1 And in the seventh year Jehoiada strengthened himself, and took the captains of hundreds, Azariah the son of Jeroham, and Ishmael the son of Jehohanan, and Azariah the son of Obed, and Maaseiah the son of Adaiah, and Elishaphat the son of Zichri, into covenant with him. Ary tamin' ny taona fahafito Joiada nitombo hery ka nanao fanekena tamin' ny mpifehy zato, dia Azaria, zanak' i Jerohama, sy Isimaela, zanak' i Johanana, sy Azaria, zanak' i Obeda, sy Mahaseia, zanak' i Adaia, ary Elisafata, zanak' 1 Zikry. Tamin' ny taona fahafito, rahefa niha-nahery Joiadà dia nalainy ho mpikambana aminy ny tompon-jato Azariasa zanak' i Jerohama, Ismaela zanak' i Johanàna, Azariasa zanak' i Obeda, Maasiasa zanak' i Adaiasa, ary Elisafata zanak' i Zekrì. La septième année, Yehoyada se décida. Il envoya chercher les officiers de centaines, Azarya fils de Yeroham, Yishmaèl fils de Yehohanân, Azaryahu fils d' Obed, Maaséyahu fils d' Adayahu, Élishaphat fils de Zikri, qui étaient liés à lui par un pacte.
...............
2Tt / 2Tan 23.3 And all the congregation made a covenant with the king in the house of God. And he said unto them, Behold, the king' s son shall reign, as the Lord hath said of the sons of David. Ary ny olona rehetra vory tao dia nanao fanekena tamin' ny mpanjaka tao an-tranon' Andriamanitra. Ary hoy Joiada taminy: Indro, ny zanaky ny mpanjaka no hanjaka araka ny efa nolazain' i Jehovah ny amin' ny taranak' i Davida. Nanao fanekena tamin' ny mpanjaka tao an-tranon' Andriamanitra avokoa ny fiangonana rehetra teo. Hoy Joiadà tamin' izy ireo: Indro hanjaka ny zanaky ny mpanjaka araka ny voalazan' ny Tompo, ny amin' ny taranak' i Davida. et toute cette Assemblée conclut un pacte avec le roi dans le Temple de Dieu. " Voici le fils du roi, leur dit Yehoyada. Qu' il règne, comme l' a déclaré Yahvé des fils de David!
...............
2Tt / 2Tan 23.8 So the Levites and all Judah did according to all things that Jehoiada the priest had commanded, and took every man his men that were to come in on the sabbath, with them that were to go out on the sabbath: for Jehoiada the priest dismissed not the courses. Ary ny Levita sy ny Joda rehetra dia nanao araka izay rehetra nandidian' i Joiada mpisorona azy, ka samy nitondra ny olom-peheziny izay nilatsaka tamin' ny Sabata sy izay niala tamin' ny Sabata izy; fa Joiada mpisorona tsy nandrava ny antokony. Notanterahin' ny Levita sy Jodà rehetra avokoa izay nandidian' i Joiadà mpisorona. Samy naka ny olom-peheziny avy izy, na ireo miditra hanao ny fanompoana, amin' ny andro sabata, na ireo niala, fa tsy nasian' i Joiadà avaka ny antokony rehetra. Les lévites et tous les Judéens exécutèrent tout ce que leur avait ordonné le prêtre Yehoyada. Ils prirent chacun leurs hommes, ceux qui commençaient la semaine et ceux qui la terminaient, le prêtre Yehoyada n' ayant exempté aucune des classes.
2Tt / 2Tan 23.9 Moreover Jehoiada the priest delivered to the captains of hundreds spears, and bucklers, and shields, that had been king David' s, which were in the house of God. Ary nomen' i Joiada mpisorona ho an' ny mpifehy zato ny lefona sy ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, izay an' i Davida mpanjaka ka tao an-tranon' Andriamanitra. Natolotr' i Joiadà mpisorona an' ireo tompon-jato avokoa ny lefona aman' ampinga nananan' i Davida mpanjaka, hita tao an-tranon' Andriamanitra, na ny lehibe na ny kely. Puis le prêtre donna aux centeniers les lances, les rondaches et les boucliers du roi David, qui étaient dans le Temple de Dieu.
...............
2Tt / 2Tan 23.11 Then they brought out the king' s son, and put upon him the crown, and gave him the testimony, and made him king. And Jehoiada and his sons anointed him, and said, God save the king. Dia nentiny nivoaka ny zanakalahin' ny mpanjaka ka nampisatrohiny ny satro-boninahitra, sady notolorany ny teni-vavolombelona, ka dia nampanjakainy. Ary Joiada sy ny zanany nanosotra azy ka niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Dia nentiny nandroso ny zanaky ny mpanjaka, ka natao teo amboniny ny satrok' andriana sy ny vavolombelona, ary natsangana ho mpanjaka. Nohosoran' i Joiadà sy ireo zanany izy dia nataony hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! On fit alors sortir le fils du roi, on lui imposa le diadème et on lui donna le document d' alliance. Puis Yehoyada et ses fils lui donnèrent l' onction royale et s'écrièrent : " Vive le roi! "
...............
2Tt / 2Tan 23.14 Then Jehoiada the priest brought out the captains of hundreds that were set over the host, and said unto them, Have her forth of the ranges: and whoso followeth her, let him be slain with the sword. For the priest said, Slay her not in the house of the Lord. Fa nasain' i Joiada navoaky ny kapiteny! mpifehy ny miaramila, izy, ka hoy izy tamin' ireo: Avoahy eny ivelan' ny filaharana izy, ary izay manaraka azy dia vonoy amin' ny sabatra. Fa ny mpisorona efa nandrara hoe: Aza vonoina eto an-tranon' i Jehovah izy. Fa nasain' i Joiadà mpisorona hivoaka ny tompon-jato, mpifehy ny miaramila, ka nataony hoe: Ento izy eo anelanelan' ny laharana hiala eto, ary vonoy amin' ny sabatra izay manaraka azy na iza na iza. Satria ny mpisorona efa nilaza hoe: Aza mamono azy ao an-tranon' ny Tompo. Mais Yehoyada fit sortir les officiers de centaines, qui commandaient la troupe, et leur dit : " Faites-la sortir entre les rangs, et si quelqu' un la suit, qu' on le passe au fil de l'épée "; car le prêtre avait dit : " Ne la tuez pas dans le Temple de Yahvé. "
...............
2Tt / 2Tan 23.16 And Jehoiada made a covenant between him, and between all the people, and between the king, that they should be the Lord' s people. Ary Joiada nampanao fanekena ny vahoaka rehetra sy ny mpanjaka mbamin' ny tenany mba ho olon' i Jehovah. Nampanaovin' i Joiadà fanekena ny vahoaka sy ny mpanjaka mbamin' ny tenany, fa tsy maintsy ho vahoakan' ny Tompo izy ireo. Yehoyada conclut entre tout le peuple et le roi une alliance par laquelle le peuple s' obligeait à être le peuple de Yahvé.
...............
2Tt / 2Tan 23.18 Also Jehoiada appointed the offices of the house of the Lord by the hand of the priests the Levites, whom David had distributed in the house of the Lord, to offer the burnt offerings of the Lord, as it is written in the law of Moses, with rejoicing and with singing, as it was ordained by David. Ary Joiada nanendry olona hitandrina ny tranon' i Jehovah hofehezin' ny Levita mpisorona izay nozarazarain' i Davida ho ao an-tranon' i Jehovah, hanatitra ny fanatitra dorana ho an' i Jehovah, araka ny voasoratra ao amin' ny lalàn' i Mosesy, amin' ny fifaliana sy ny fihirana, dia araka ny nasain' i Davida natao. Ary nametrahan' i Joiadà mpitandrina ny tranon' ny Tompo eo ambany fifehezan' ny mpisorona sy ny Levita, izay notokotokoin' i Davida tao an-tranon' ny Tompo, hanatitra sorona dorana amin' ny Tompo, araka ny voasoratra ao amin' ny lalàn' i Moizy, amim-pifaliana sy fihirana, araka ny nasain' i Davida hatao. Yehoyada établit des postes de surveillance du Temple de Yahvé, confiés aux prêtres lévites. C' est à eux que David avait donné pour part le Temple de Yahvé afin d' offrir les holocaustes de Yahvé, comme il est écrit dans la Loi de Moïse, dans la joie et avec des chants, selon les ordres de David.
...............
2Tt / 2Tan 24.2 And Joash did that which was right in the sight of the Lord all the days of Jehoiada the priest. Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah tamin' ny andro rehetra niainan' i Joiada mpisorona. Nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo Joasa tamin' ny andro rehetra niainan' i Joiadà mpisorona. Joas fit ce qui est agréable à Yahvé tout le temps que vécut le prêtre Yehoyada,
2Tt / 2Tan 24.3 And Jehoiada took for him two wives; and he begat sons and daughters. Ary nangalan' i Joiada vady roa Joasy, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Roa no vady nalain' i Joiadà ho an' i Joasa ary niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. qui lui avait fait épouser deux femmes dont il eut des fils et des filles.
...............
2Tt / 2Tan 24.6 And the king called for Jehoiada the chief, and said unto him, Why hast thou not required of the Levites to bring in out of Judah and out of Jerusalem the collection, according to the commandment of Moses the servant of the Lord, and of the congregation of Israel, for the tabernacle of witness? Ary ny mpanjaka dia nampaka an' i Joiada, lohany tamin' ireo, ka nanao taminy hoe: Nahoana no tsy nasainao nitondra ny hetra avy tany Joda sy Jerosalema ny Levita, araka ny didin' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah sy ny fiangonan' ny Isiraely ho ao amin' ny tabernakelin' ny vavolombelona? ka nantsoin' ny mpanjaka Joiadà mpisorona lehibe, nilazany hoe: Ahoana no tsy nikarakaranao izay hitondran' ny Levita avy amin' i Jodà sy Jerosalema ny hetra nasain' i Moizy mpanompon' ny Tompo sy ny fiangonana, haloan' Israely ho an' ny trano lain' ny vavolombelona? Alors le roi appela Yehoyada, le premier d' entre eux, et lui dit : " Pourquoi n' as-tu pas exigé des lévites qu' ils fassent rentrer de Juda et de Jérusalem le tribut de Moïse, serviteur de Yahvé, et de l' assemblée d' Israël, pour la Tente du Témoignage ?
...............
2Tt / 2Tan 24.12 And the king and Jehoiada gave it to such as did the work of the service of the house of the Lord, and hired masons and carpenters to repair the house of the Lord, and also such as wrought iron and brass to mend the house of the Lord. Ary nomen' ny mpanjaka sy Joiada ho an' izay nanao ny raharahan' ny tranon' i Jehovah ny vola, ka nanakaraman' ireo mpipai-bato sy mpandrafitra ary mpanefy vy sy varahina mba hanamboatra ny tranon' i Jehovah. Dia nomen' ny mpanjaka sy Joiadà an' ireo mpampanao ny asa amin' ny tranon' ny Tompo ny vola, ary nanakaraman' izy ireo mpipai-bato amam-pandrafitra hanamboatra ny tranon' ny Tompo mbamin' ny mpanefy vy amam-barahina hanamafy ny tranon' ny Tompo. Le roi et Yehoyada le donnèrent au maître d' oeuvre attaché au service du Temple de Yahvé. Les salariés, maçons et charpentiers, se mirent à restaurer le Temple de Yahvé; des forgerons et des bronziers travaillèrent aussi à le réparer.
...............
2Tt / 2Tan 24.14 And when they had finished it, they brought the rest of the money before the king and Jehoiada, whereof were made vessels for the house of the Lord, even vessels to minister, and to offer withal, and spoons, and vessels of gold and silver. And they offered burnt offerings in the house of the Lord continually all the days of Jehoiada. Ary nony vitany izany, dia nentiny teo anatrehan' ny mpanjaka sy Joiada ny vola sisa ka nanaovany fanaka ho an' ny tranon' i Jehovah, dia fanaka ho enti-manao fanompoam-pivavahana sy manatitra fanatitra ary lovia kely sy fanaka volamena sy volafotsy. Ary nanatitra fanatitra dorana tao an-tranon' i Jehovah mandrakariva izy tamin' ny andron' i Joiada rehetra. Nony vita ny asa dia nentiny teo anatrehan' ny mpanjaka sy Joiadà ny vola sisa ka nanaovana fanaka ho an' ny tranon' ny Tompo, dia fanaka ho enti-manao ny fanompoana sy ny sorona dorana, kopy mbamin' ny fanaka volamena amana volafotsy sasany, ka tsy tapaka fanateran-tsorona dorana tao an-tranon' ny Tompo tamin' ny andro rehetra niainan' i Joiadà. Quand ils eurent terminé, ils apportèrent au roi et à Yehoyada le reste de l' argent; on en fabriqua du mobilier pour le Temple de Yahvé, vases pour le service et les holocaustes, coupes et objets d' or et d' argent. On put ainsi offrir l' holocauste perpétuel dans le Temple de Yahvé tout le temps que vécut Yehoyada.
2Tt / 2Tan 24.15 But Jehoiada waxed old, and was full of days when he died; an hundred and thirty years old was he when he died. Fa tratrantitra sy ela niainana Joiada vao maty: telo-polo amby zato taona izy vao maty. Tratra antitra sy voky andro Joiadà, ka dia maty; efa telopolo amby zato taona izy, vao maty. Puis Yehoyada vieillit et mourut rassasié de jours. Il avait cent trente ans à sa mort
...............
2Tt / 2Tan 24.17 Now after the death of Jehoiada came the princes of Judah, and made obeisance to the king. Then the king hearkened unto them. Ary rehefa maty Joiada, dia avy Ireo mpanapaka ny Joda ka niankohoka teo anatrehan' ny mpanjaka. Dia nihaino azy ny mpanjaka. Nony maty Joiadà tonga niankohoka teo anatrehan' ny mpanjaka, ny lehibe tamin' i Jodà, ka nihaino azy ireo ny mpanjaka, Après la mort de Yehoyada, les officiers de Juda vinrent se prosterner devant le roi, et cette fois le roi les écouta.
...............
2Tt / 2Tan 24.20 And the Spirit of God came upon Zechariah the son of Jehoiada the priest, which stood above the people, and said unto them, Thus saith God, Why transgress ye the commandments of the Lord, that ye cannot prosper? because ye have forsaken the Lord, he hath also forsaken you. Ary Zakaria, zanak' i Joiada mpisorona, notsindrian' ny Fanahin' Andriamanitra, dia nitsangana teo amin' ny avoavo teo anatrehan' ny vahoaka izy ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' Andriamanitra: Nahoana ianareo no mandika ny didin' i Jehovah ka tsy mahita fanambinana? Satria efa nahafoy an' i Jehovah ianareo, dia nahafoy anareo kosa Izy. Notsindrian' ny fanahin' Andriamanitra Zakaria, zanak' i Joiadà mpisorona, ka nankeo anatrehan' ny vahoaka nilaza taminy hoe: Izao no lazain' Andriamanitra: Ahoana no andikanareo ny didin' ny Tompo, tsy hahazoanareo fanambinana? Noho hianareo nahafoy an' ny Tompo, dia mba hafoiny koa. L' Esprit de Dieu revêtit Zacharie, le fils du prêtre Yehoyada, qui se tint debout devant le peuple et lui dit : " Ainsi parle Dieu. Pourquoi transgressez-vous les commandements de Yahvé sans aboutir à rien ? Parce que vous avez abandonné Yahvé, il vous abandonne. "
...............
2Tt / 2Tan 24.22 Thus Joash the king remembered not the kindness which Jehoiada his father had done to him, but slew his son. And when he died, he said, The Lord look upon it, and require it. Toy izany no tsy nahatsiarovan' i Joasy mpanjaka ny soa nataon' i Joiada rainy taminy, fa namono ny zanany izy. Ary nony efa ho faty Zakaria, dia niteny hoe: Jehovah anie hijery sy hamaly izao. Tsy tsaroan' i Joasa ny fitiavana nataon' i Joiadà rain' i Zakaria, taminy, ka nampamono an' ity zanany izy. Hoy Zakaria nony efa ho faty: Hijery sy hamaly an' izao anie Iaveh! Le roi Joas, oubliant la générosité que lui avait témoignée Yehoyada, père de Zacharie, tua Zacharie son fils, qui en mourant s'écria : " Yahvé verra et demandera compte! "
...............
2Tt / 2Tan 24.25 And when they were departed from him, (for they left him in great diseases,) his own servants conspired against him for the blood of the sons of Jehoiada the priest, and slew him on his bed, and he died: and they buried him in the city of David, but they buried him not in the sepulchres of the kings. Ary nony nilaozany tamin' ny faharariany mafy izy, ny mpanompony dia niodina taminy noho ny ran' ny zanak' i Joiada mpisorona, ka namono azy teo am-pandriany, dia maty izy; ary naleviny tany an-Tanànan' i Davida ihany izy, nefa tsy tao amin' ny fasan' ny mpanjaka. Nony nilaozan' ireny, ka efa feno ratra maro izy, dia nanaovan' ny mpanompony teti-be hasiana, noho ny amin' ny ran' ny zanak' i Joiadà mpisorona, ka novonoiny teo am-pandriany, dia maty. et quand ils le quittèrent, le laissant gravement malade, ses serviteurs se conjurèrent contre lui pour venger le fils du prêtre Yehoyada et le tuèrent sur son lit. Il mourut et on l' ensevelit dans la Cité de David, mais non pas dans les sépultures royales.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.6 Moreover the old gate repaired Jehoiada the son of Paseah, and Meshullam the son of Besodeiah; they laid the beams thereof, and set up the doors thereof, and the locks thereof, and the bars thereof. Ary ny vavahady taloha dia namboarin' i Joiada, zanak' i Pasea, sy Mesolama, zanak' i Besodia; izy roa lahy no nandatsaka ny rairainy sy ny lela-vavahadiny mbamin' ny hidiny sy ny vavombiny. Joiadà zanak' i Faseà, sy Mosolama zanak' i Besodiasa, no nanamboatra ny Vavahady Goga, nataony teo ny sakamandimby dia nalatsany ny lela vavahady, mbamin' ny karetsaka sy ny barany. Quant à la porte du Quartier neuf, Yoyada, fils de Paséah, et Meshullam, fils de Besodya, la réparèrent; ils en firent la charpente, fixèrent ses battants, verrous et barres.
...............
Neh / Ne 12.10 And Jeshua begat Joiakim, Joiakim also begat Eliashib, and Eliashib begat Joiada, Ary Jesoa niteraka an' i Joiakima; ary Joiakima niteraka an' i Eliasiba; ary Eliasiba niteraka an' i Joiada; Josoe niteraka an' i Joakima, Joakima niteraka an' i Eliasiba, Eliasiba niteraka an' i Joiadà, Josué engendra Yoyaqim; Yoyaqim engendra Elyashib; Elyashib Yoyada;
Neh / Ne 12.11 And Joiada begat Jonathan, and Jonathan begat Jaddua. ary Joiada niteraka an' i Jonatana; ary Jonatana niteraka an' i Jadoa. Joiadà niteraka an' i Jonatana, ary Jonatana niteraka an' i Jedoà. Yoyada engendra Yohanân; et Yohanân engendra Yaddua.
...............
Neh / Ne 12.22 The Levites in the days of Eliashib, Joiada, and Johanan, and Jaddua, were recorded chief of the fathers: also the priests, to the reign of Darius the Persian. Tamin' ny andron' i Eliasiba sy Joiada sy Johanana ary Jadoa ny Levita dia voasoratra ho lohan' ny fianakaviany; ary toy izany koa ny mpisorona, hatramin' ny nanjakan' i Dariosy Persiana. Tamin' ny andron' i Eliasiba, Joiadà, Johanàna, ary Jedoà, dia voasoratra avokoa ny levita loham-pianakaviana sy ny mpisorona, tamin' ny nanjakan' i Dariosa ilay Persa. Au temps d' Elyashib, de Yoyada, de Yohanân et de Yaddua, les chefs des familles des prêtres furent enregistrés sur le livre des Chroniques jusqu' au règne de Darius le Perse.
...............
Neh / Ne 13.28 And one of the sons of Joiada, the son of Eliashib the high priest, was son in law to Sanballat the Horonite: therefore I chased him from me. Ary vinanton' i Sanbala Horonita ny anankiray amin' ny zanak' i Joiada, zanak' i Eliasiba, mpisoronabe, ka dia noroahiko niala teo amiko izy. Ny iray amin' ny zanak' i Joiadà, zanak' i Eliasiba mpisorona lehibe, dia vinantolahin' i Sanabalata, ka noroahiko hiala teo amiko. L' un des fils de Yoyada, fils d' Elyashib, le grand prêtre, était le gendre de Sânballat, le Horonite. Je le chassai loin de moi.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 29.26 The Lord hath made thee priest in the stead of Jehoiada the priest, that ye should be officers in the house of the Lord, for every man that is mad, and maketh himself a prophet, that thou shouldest put him in prison, and in the stocks. Jehovah efa nanao anao ho mpisorona ho solon' i Joiada mpisorona, mba hanendry izay ho mpiandraikitra ny tranon' i Jehovah, hisakana izay rehetra very saina sy manao azy ho mpaminany, ka dia hasianao boloky hazo ny vozony sy ny tongony; Natsangan' ny Tompo ho mpisorona, hisolo an' i Joiadà mpisorona hianao; mba hisy mpitandrina ao an-tranon' ny Tompo momba izay olona rehetra rehetra manao azy ho nahazo tsindrimandry sy ho mpaminany mba hitananao azy amin' ny boloky na gadra. "Yahvé t' a établi prêtre à la place du prêtre Yehoyada, pour exercer la surveillance dans le Temple de Yahvé, sur tout exalté qui joue au prophète; tu dois le mettre au carcan et aux fers.