<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 21:15 | So when they had dined, |
Ary rehefa nisakafo izy, dia hoy Jesosy tamin' i Simona Petera: Simona, zanak' i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan' ireto? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Hianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Fahano ary ny ondrikeliko. | Nony avy nisakafo izy ireo, dia hoy Jeso tamin' i Simona Piera: Ry Simona zanak' i Joany, moa tia ahy mihoatra noho ireto va hianao? Ka hoy ny navaliny azy: Eny, Tompoko, fantatrao fa tiako hianao. Dia hoy izy taminy: Fahano ny zanak' ondriko. | Quand ils eurent déjeuné, |
![]() |