<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Jodita |
[Bible de Jérusalem] Livre de Judith |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Jdt 1:1 | Nony efa nampanaiky ny firenena maro ho ambanin' ny fahefany Arfaksada, mpanjakan' ny Meda, dia nanorina tanàna fiarovana mafy anankiray, nataony hoe Ekbatana, tamin' ny vato voapaika vita efa-joro. | C'était en la douzième année de |
|||||||||||||||||||
Jdt 1:2 | Manda, fitopolo hakiho no hahavony, telo hakiho no sakany, no nataony manodidina azy, ary nananganany tilikambo maromaro koa, ka zato hakiho ny hahavony, | Il entoura cette ville d' un mur d' enceinte en pierres de taille larges de trois coudées et longues de six, donnant au rempart une hauteur de 70 coudées et une largeur de 50. | |||||||||||||||||||
Jdt 1:3 | efa-joro mitovy efatra ny endriny, roapolo dia avy no haben' ny lafiny iray, ary nampifanarahiny amin' ny hahavon' ny tilikambo ny varavarana nataony taminy. | Aux portes il dressa des tours de cent coudées de haut sur 60 de large à leurs fondations, | |||||||||||||||||||
Jdt 1:4 | Nirehareha ho tsy azo resena izy, noho ny herin' ny foloalindahiny sy ny hamaroan' ny kalesiny. | les portes elles-mêmes s' |
|||||||||||||||||||
Jdt 1:5 | Kanjo, tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Nabokodonosora mpanjakan' ny Asiriana, izay nanjaka tao Niniva, ilay tanàna lehibe, dia nanafika an' i Arfaksada izy, | Or, vers cette |
|||||||||||||||||||
Jdt 1:6 | ka naharesy azy tao amin' ilay tany lemaka lehibe atao hoe Ragao, fa nampian' ireo mponina amin' ny moron' i Eofrata sy Tigra, ary Jadasona amin' ny tany lemak' i Eriaoka, mpanjakan' ny Elisiana. | A ses côtés s'étaient rangés tous les peuples des montagnes, tous ceux de l' |
|||||||||||||||||||
Jdt 1:7 | Tamin' izay, nihalehibe ny fanjakan' i Nabokodonosora ka nentanin' ny ebo ny fony dia nandefasany iraka avokoa ry zareo rehetra nonina any Silisia, any Damasa, ny any an-tendrombohitra Libàna, | ||||||||||||||||||||
Jdt 1:8 | ny vahoaka any Karmela sy Sedara, ny monina any Galilea, amin' ny tany lemaka lehibe Esdrelona, | aux peuplades du |
|||||||||||||||||||
Jdt 1:9 | ry zareo rehetra any Samaria an-dafin' ny ony Jordany, hatrany Jerosalema, ary amin' ny tany Gesena rehetra, hatrany amin' ny sisin-tanin' i Etiopia. | aux gens de |
|||||||||||||||||||
Jdt 1:10 | Ireo vahoaka rehetra ireo, dia nandefasan' i Nabokodonosora mpanjakan' i Asiria, iraka, avokoa. | au-delà de |
|||||||||||||||||||
Jdt 1:11 | Nefa niray hevitra samy nandà avokoa izy rehetra. Nalefany hody maina izy ireo, ary fanesoana foana no nafitsony azy. | Mais les habitants de ces contrées ne firent pas cas de l' appel de |
|||||||||||||||||||
Jdt 1:12 | Ka nisafoaky ny hatezerana tamin' izany vahoaka rehetra izany Nabokodonosora mpanjaka ary nianiana tamin' ny seza fiandrianany sy tamin' ny fanjakany, fa hamaly ratsy izany nataon' ireo tany rehetra ireo izany. | ||||||||||||||||||||
Jdt 1:13 | Avec ses propres forces, il livra bataille au roi |
||||||||||||||||||||
Jdt 1:14 | se soumit ses villes et parvint jusqu'à |
||||||||||||||||||||
Jdt 1:15 | Puis il prit |
||||||||||||||||||||
Jdt 1:16 | Il s' en retourna ensuite avec ses troupes et l' immense foule qui s'était jointe à eux, incommensurable cohue d' hommes armés. Alors, dans l' insouciance, ils s' adonnèrent à la bonne chère, lui et son armée, 120 jours durant. | ||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Jodita |
[Bible de Jérusalem] Livre de Judith |