Entrée (1/3) | 1 zaka |
Partie du discours | 2 participe |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
30 [1.1] Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany? Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany |
Explications en anglais |
31 [1.7] can be borne, can be endured |
Explications en français |
32 [1.8] supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter |
Exemples |
33 [2.643#92] Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
34 [2.59#225] dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko |
Proverbes | 35 Proverbes contenant le mot zaka |
Entrée (2/3) | 36 zaka |
Partie du discours | 37 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
43 [1.78] [Tambahoaka, Taisaka]
teny 44 [1.78] [Tanosy] resaka 45 [1.1] teny, resaka, tafa. |
Exemples |
46 [2.643] Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
|
Entrée (3/3) | 47 zaka |
Partie du discours | 48 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
55 [1.78] [Taisaka]
fitondrana fanjakana 56 [1.1] Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary |
Exemples |
57 [2.643] Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
|
Anagrammes | 58 kaza, zaka |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |