| Entrée | 1 zakaina |
| Radical | 2 zaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy valiny ihany izany
5 Entina, fehezina, didiana: Niala ilay mpampianatra fa tsy hainy zakaina, hono, ireo mpianatra maditra ireo 6 Karakaraina, iantohana: Nozakain' ny fokonolona daholo ny sekoly tao amin' ny fokontany [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be endured
[1.7] |
| Explications en français |
8 qu'on supporte
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 13 izakana, 14 kaziana, 15 zakaina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|