Entrée zaka
Partie du discours participe
Explications en malgache Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io
¶ Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy
¶ Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mofy loatra
¶ Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany?
¶ Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [Rajemisa 1985]
Explications en anglais can be borne, can be endured [Hallanger 1973]
Explications en français supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
zaka
zakako
zakanao
zakany
zakantsika
zakanay
zakanareo
zakan'
zakan-
zakam-
zaka
zakako
zakakao
zakany
zakantsika
zakanay
zakanareo
zakan'
zakan-
zakam-
ho zaka
ho zakako
ho zakakao
ho zakany
ho zakantsika
ho zakanay
ho zakanareo
ho zakan'
ho zakan-
ho zakam-
Mots composés, titres, noms 
Analogues  olon-jaka
Exemples 
1Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 92]
2dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 225]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot zaka (2): Imerimanjaka, Manjakandriana

Entrée zaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka, Tambahoaka] teny [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] resaka [Rakotosaona 1975]
 teny, resaka, tafa. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Exemples Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 92]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot zaka (1): Ambatondrazaka

Entrée zaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fitondrana fanjakana [Rakotosaona 1975]
 Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [Rajemisa 1985]
Exemples Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 92]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot zaka (1): Ankilimanjaka

Mis à jour le 2022/01/24