Entrée mpanjaka (zaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the sovereign [Richardson 1885]
Définition française roi, reine, souverain [Abinal 1888]
Morphologie 
mpanjaka
mpanjakako
mpanjakanao
mpanjakany
mpanjakantsika
mpanjakanay
mpanjakanareo
mpanjakan'
mpanjakan-
Exemples 
1Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina". [Andraina: Mitaraina, page 109]
Citations 
Articles 

Entrée Mpanjaka
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
 boky anankiroa ao amin' ny Baiboly: 1 Mpanjaka, 2 Mpanjaka [Baiboly]
Définition anglaise two of the books of the Bible: 1 Kings, 2 Kings [Baiboly]
Définition française deux des livres de la Bible: 1 Rois, 2 Rois [Baiboly]
Vocabulaire 
Articles 

2017/06/29