Entrée Ambatondrazaka (vato, zaka)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste]
Vocabulaire 
Exemples 
1Hita tany Ambatondrazaka izany rehetra izany. [Andraina: Mitaraina, page 221]
2Ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka; [Callet: Tantara, page 160]
3Ny filohan’ny Fivondronan' Ambatondrazaka sy ny Firaisan' Ambatondrazaka I, tamin' izany fotoana izany, no sady niavian' ny hevitra no nitarika ny fanatanterahana ny natao amin' ny lafiny rehetra. [Andraina: Sahabe, page 6]
Toponymie vato, zaka

2013/12/31