|
|
|
|

Entrée1  Imerimanjaka
Mots élémentaires  2 Merina, 3 manjaka
Partie du discours  4  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  5 vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany.... [1.10]
Coordonnées  1857+4733
Vocabulaire  6  Géographie: agglomérations
Analogues  7  nytendrombohitraroambinifolo

Mis à jour le 2025/11/08