Entrée (1/5) | 1 tsara |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano 4 Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara 5 Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara 6 Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto 7 Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! 8 Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy 9 Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara 10 Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1] |
Explications en anglais |
11 good; well [1.7] |
Explications en français |
12 bon [1.3#753, 1.8] 13 qui a de bonnes qualités, beau [1.3#753] 14 bien [1.8] |
Exemples |
15 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Antonymes | 23 ratsy |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Titres | 102 (Filazantsara) |
Entrée (2/5) | 103 tsarà |
Partie du discours | 104 impératif de l'adjectif |
Explications en français |
105 soyez bon [1.3] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
108 Tous les adjectifs impératifs |
Entrée (3/5) | 109 tsara |
Partie du discours | 110 nom |
Explications en malgache |
111 Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1] |
Explications en français |
112 jugement [1.3#753] |
Dérivés |
|
Entrée (4/5) | 115 tsara |
Partie du discours | 116 nom |
Explications en malgache |
117 teny, resaka [Bara]
[1.78] |
Dérivés |
|
Analogues | 119 fototsara, marotsara |
Mots composés |
|
Entrée (5/5) | 121 tsara |
Partie du discours | 122 nom |
Explications en français |
123 (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Bezanozano]
[1.196] |
Vocabulaire |
124 Botanique |
Anagrammes | 125 satra, tarsa, tsara, tsarà, satra, tarsa, tsara, tsarà |
Mis à jour le 2023/08/11 |