| Entrée | 1 fanatsarana | 
| Radical | 2 tsara | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana [1.1] 5 fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa [1.13] | 
| Explications en français | 6   amélioration [1.13] | 
| Exemples | 7   ny fanatsarana ny tanàna sy ny fonenana
[1.320#] 8 Tanisainao ny fanatsarana ny fanatontosana ny asa [1.369#] 9 Avy eo, mitatra amin' ny fanatsarana ny manodidina [2.445#] | 
| Tous les mots composés | 10 2 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |