|
|
|
|

Entrée1  hatsara
Radical  2 tsara
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4 excellence; goodness. [1.7]
Explications en français  5 l'état de ce qui est beau, bon. [1.3#754]
6 excellence; bonté. [1.8]
Exemples  7  Miankina amin' ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan' ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27#]
8  Nozarina hifoka sy higoka izany hatsara sy hanitry ny zava-kanto frantsay izany ny zatovo malagasy, ka dia nanadino tsikelikely ny hatsara na ny hanitry ny maha-Malagasy azy. [1.317#]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Synonymes  11 fahatsara
Tous les mots composés  12 manana hatsaram-panahy

Anagrammes  13 hatsara, 14 sahatra

Mis à jour le 2025/11/09