Entrée |
hatsarana
(tsara)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin' ity voninkazo! / Hatsaram-panahin' olona izany [1.1]
|
Explications en anglais | Excellence; goodness [1.7]
|
Explications en français | Excellence; bonté [1.8]
|
Exemples |
1 | tsisy hatsarana velively fa mora ritra sy mety tankina, nefa manana ny azy tsy mila miankina!
[1.300]
|
2 | Mila hatsarana hita vatana sy azo tsapaina, hanome endrika ny hery tsaroany ho nivaivay saingy tsy nilamina, tao anatiny izy.
[2.529]
|
|
Synonymes | |
|
Entrée |
hatsarana
(tsara)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Sikidy: Nanao hatsarana tao an' efitra Rainibozy no tratranay [1.1]
|
|