| Entrée | 1 fampitsarana |
| Radical | 2 tsara |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Vola nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina.
5 Vola omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 [Rel. s. from mampitsara (tsara).] Money paid to the judges and others present, on the administration of the tangena ordeal, as a token of consent to its decision..
[1.2] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|