Entrée (1/2) | 1 teny |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto" Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao? |
Explications en anglais |
4 [1.7] a word; speech; a language |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] mot 6 [1.3, 1.8, 1.5] parole 7 [1.3] proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents 8 [1.5] ordre 9 [1.8, 1.13] langue 10 [1.8] langage |
Exemples |
11 [2.131] ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany? 12 [2.293] ary izao no teny nentiny nila azy: 13 [2.324] -Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha. 14 [1.38] Atao dikan' ilay teny grika hoe: |
Vocabulaire |
15 Linguistique |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres |
Proverbes | 38 Proverbes contenant le mot teny |
Entrée (2/2) | 39 teny |
Partie du discours | 40 adverbe au passé [Liste complète] |
Explications en malgache |
41 [1.1] Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920? |
Exemples |
42 [2.324] Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny |
Mots élémentaires | 43 t~, eny |
Analogues | 44 eny |
Anagrammes | 45 enti, enty, inte, nety, teny |
Mis à jour le 2025/05/11 |
![]() |