Entrée takolaka
Partie du discours nom
Définition malgache Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia
¶ Ny fihodivirana miankavia na miankavanana
¶ Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the cheek [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française la joue [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée takolaka
Partie du discours nom
Définition anglaise  [Provincial] in the provinces, the angle of a rampart or a street. [Richardson 1885]

2009/09/01