|
|
|
|

Entrée1  manakolaka
Radical  2  takolaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1]
Explications en anglais  5  to open the mouth of a dog for the purpose of pouring in the Tangena poison; to go by circuitous way; to seek an advantage, to smite an enemy, to circumvent. [1.2]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Synonymes  10  manatakolaka

Mis à jour le 2025/09/12