Entrée | 1 taitra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina 4 Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia [1.1] |
Explications en anglais |
5 startled, shocked [1.7] |
Explications en français |
6 surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur [1.3] 7 surpris, choqué [1.8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 14 1.1=ankona=kehana=mivadi-po=vahotra=varahontsana=tsy maharay tena=hendratra=miontana=mientana iray ihany=midobodoboka=mirongatra=misarongatra=miantsambotra=mitsamboatra=mikopapaka=mikoropaka=mamaky takotra |
Mots composés |
|
Anagrammes | 20 atitra, itatra, taitra |
Mis à jour le 2023/06/20 |