Entrée mirongatra (rongatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miseho indray miaraka (enti-milaza indrindra ny aretina misy votrovotro, toy ny kitrotro, bonibony): Nirongatra anikeheo ny kitrotron' i Bao kely
¶ Mandositra mamaky vala: Nirongatra ny ombin-dRakoto halina
Mitovy hevitra: mandrongatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to rush out in a mass or a crowd [Hallanger 1973]
Définition française se montrer ou sortir tous à la fois [Hallanger 1974]
Morphologie 
mirongatra
nirongatra
hirongatra
Citations 

2012/09/15