| Entrée | 1 hatairana |
| Radical | 2 taitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana.
5 Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako. [1.1] |
| Synonymes | 6 fahatairana |
| Anagrammes | 7 ahiratana, 8 hatairana, 9 iharatana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|