Entrée ataitra (taitra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina manaitra, mampitahotra [1.1]
Explications en français Avec quoi on épouvante, on surprend [1.3]
Morphologie 
Présent : ataitra, ataitrako, ataitranao, ataitrany, ataitrantsika, ataitranay, ataitranareo, ataitran'
Passé : nataitra, nataitrako, nataitranao, nataitrany, nataitrantsika, nataitranay, nataitranareo, nataitran'
Futur : hataitra, hataitrako, hataitranao, hataitrany, hataitrantsika, hataitranay, hataitranareo, hataitran'
Impératif : atairo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20