|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanaitra
Radical  2 taitra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka. [1.1]
Explications en français  5 Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre. [1.3#648]
Exemples  6  Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy. [2.298#]

Entrée (2/2)7  fanaitra
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9 Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka. [1.1]
Explications en français  10 stimulus. [1.13]

Anagrammes  11 atrifana, 12 fanaitra, 13 faritana, 14 fatraina, 15 fatrania, 16 fianatra, 17 fiatrana, 18 fitarana, 19 tafarina, 20 tarafina

Mis à jour le 2025/09/12