|
|
|
|

Entrée (1/2)1  solo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano
4  Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta
5  Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko [1.1]
Explications en anglais  6  a substitute [1.2, 1.7]
Explications en français  7  Un remplaçant, un substitut, un représentant
8  compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose [1.3]
9  remplacement, substitut [1.8]
10  [1.13]
Exemples  11  Ary ankehitriny, gadralava atao solo ny sazy. [2.48]
12  ary dia ny omby no haniny ny otona, solo ny zaza maty. [2.48]
Morphologie 
13  Simple :
14  Préfixée :
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Verbes passifs :
17  Verbes relatifs :
18  Noms :
19  Adjectifs :
Analogues  20  iraka, masoivoho, andrianjahonoany, fara, fara aman-dimby, taranaka, taranjana, tamingana, kolokolo, mpamelo-maso, fanovan' ny maty, vato namelan-kafatra, tarana-boanjo, fokom-boanemba, kolokolo dimbin' ny vary, solofo dimbin' ny ala, akalana silaky ny hazo, papango sasaky ny vorona, vorom-panova hena, fandrotrarana an-tanàna haolo, akanga sisa nanamborana, tapa-porohana sisa tsy may
Mots composés 
Titres  50  Solony sy sariny (Ramangamalefaka (Ramandiamanana Alfred))

Entrée (2/2)51  solò
Partie du discours  52  nom
Explications en malgache  53  Hiran' olon-tokana [1.1]
Autres orthographes  54  soalao

Anagrammes  55  loso, solo, solò, loso, solo, solò

Mis à jour le 2023/09/08