|
|
|
|

Entrée (1/2)1  anoloana
Radical  2 oloana
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4 Enti-milaza toerana eo alohan' ny tena: Mijoro eo analoan' ny mpampianatra ny mpianatra ~ Mipetraha eo anoloana ianao [1.1]
Explications en anglais  5 Before, in the presence of [1.2]
Explications en français  6 en présence [1.3#460, 1.5]
7 devant, devant la façade [1.3#460]
8 par devant [1.5]
Exemples  9  Nikendry anoloana, niandry ny hoe: [2.576]
10  Amin'io andro fanandratana azy io no anoloana ny lambany. [2.588#]
11  Iaraha-mahalala ny fahalementsika eo anoloana ny kolikoly amim-bola. [2.503#]
Morphologie 
12  Simple :
Tous les mots composés  13  2 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)14  anoloana
Radical  15 solo
Partie du discours  16  verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3#624]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/09