Entrée iraka
Partie du discours nom
Définition malgache Olona alefa amin' ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha: Iraka mahatoky no nampitondrainy hafatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a messenger [Hallanger 1973]
Définition française messager, envoyé [Hallanger 1974]
Dérivations 
Citations 

2012/12/26