|
|
|
|

Entrée1  fanirahana
Radical  2 iraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy.
5 Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana. [1.1]

Anagrammes  6 fanahirana, 7 fanirahana, 8 fiharanana

Mis à jour le 2025/09/12