|
|
|
|

Entrée1  misolo
Radical  2  solo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy
Manova: Mbola misolo akanjo izy
Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika [1.1]
Explications en anglais  5  to be a substitute for [1.7]
Explications en français  6  être remplacé, compensé [1.3#623]
Exemples  7  Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra. [2.472]
8  Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot misolo

Anagrammes  16 misolo, 17 mosoly

Mis à jour le 2025/09/12