| Entrée | 1 taranaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy.
4Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity. 5Zaza natsangana mahazo mandova. [1.1] |
| Explications en français |
6génération, lignée.
[1.54] |
| Exemples |
7 Ity taranaka ity dia taranaka ratsy.
[2.996]
8 Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny. [2.117#] 9 Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay! [2.298#] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 17 Rapports: famille |
| Tous les mots composés | 184 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|