|
|
|
|

Entrée1 manaranaka
Radical  2taranaka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý.
5Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany. [1.1]
6mifindra amin'ny taranaka. [1.13]
Explications en français  7héréditaire. [1.13]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
Vocabulaire  11 Biologie

Mis à jour le 2025/09/12