|
|
|
|

Entrée1  mpisolo
Radical  2 solo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro:.
5 -- mpisolo olona (izaho, -nay),.
6 -- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra),.
7 -- mpisolo manontany (iza no nilaza izany),.
8 -- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika),.
9 -- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra).
10 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy). [1.1]
11 sokajin-teny entina misolo olona na zavatra. [1.13]
Explications en anglais  12 a substitute. [1.7]
Explications en français  13 celui qui remplace, qui est remplacé. [1.3]
14 remplaçant. [1.8, 1.5]
15 substitut. [1.13, 1.5]
Vocabulaire  16  Linguistique
Tous les mots composés  17  6 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  18  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/11/09