|
|
|
|

Entrée (1/4)1 maka
Radical  2aka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra
Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo
Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay
Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [1.1]
Explications en anglais  5 to fetch, to bring, to take [1.2]
6 to take, to fetch [1.7]
Explications en français  7 prendre, chercher [1.8]
Exemples  8 tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty; [2.69#]
9 Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. [2.470#]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :
Tous les mots composés  1439 combinaisons de ce mot
Proverbes  15 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/4)16 ma
Radical  17aka
Partie du discours  18 impératif du verbe actif maka [Liste complète]
Exemples  19 Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1]

Entrée (3/4)20 maka
Partie du discours  21 nom
Explications en malgache  22 volana fahafito amin'ny taona [Tambahoaka] [1.78]
23 volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [Taisaka] [1.78]
24 volana fahaefatra amin'ny taona [Bara] [1.78]
25 anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Bezanozano] [1.78]
Vocabulaire  26 Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (4/4)103 Maka
Partie du discours  104 nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  105 Maacah [2.996]
Explications en français  106 Maaka [2.996]
Exemples  107 makatita no natao anaran' ny mponina tao maka [1.38]
Vocabulaire  108 Ecritures Saintes
Synonymes  109maaka, maakà, maaka
Citations bibliques  110Chapitres et versets citant Maka
Article  111Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka

Anagrammes  112 kama, Kama, 113 Maka, makà, maka

Mis à jour le 2025/11/03