|
|
|
|

Entrée1  hatsiha
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Antesaka] volana fahatelo amin'ny taona [1.78]
4 [Bara] anaram-bolana mifanandrify amin'ny volana Marsa [1.78]
5 [Tanosy] volana fahatelo amin'ny taona [1.78]
6 [Tandroy] février [2.584]
Explications en anglais  7 [Provincial] the name of one of the months [1.2]
Explications en français  8 [hatsia] [Antesaka] le mois de mars [1.82]
9 [Tandroy] nom de mois (février) [1.14]
Exemples  10  Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa. [2.285#]
Vocabulaire  11  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2026/02/04