Entrée avrily
Partie du discours nom
Explications en malgache Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1]
Explications en anglais April [3.1]
Explications en français Avril [3.1]
Vocabulaire 
Synonymes aprily
Origine Français: avril.
Tableaux et planches Mesure du temps

Mis à jour le 2020/07/31