|
|
|
|

Entrée 1  sakave
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Antambahoaka] volana fahafolo amin'ny taona [1.78]
4 [Antesaka] anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona, tonontaona maina,
5 maintany [1.78]
6 [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jolay [1.78]
7 [Tanosy] volana fahasivy amin'ny taona [1.78]
Vocabulaire  8  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2026/03/06