|
|
|
|

Entrée1  mafy
Radical  2  hafy
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Tsy malemy, tsy manana toetra mora vaky na mora potika: Mafy itỳ hazo itỳ
5  Tsy manana toetra malemilemy mahafinaritra ny tena: Mafy itỳ seza itỳ fa tsy misy ondana hipetrahana
6  Enti-milaza izay ilana hery na ezaka ara-batana na aratsaina: Mafy ny raharahan' ny mpihady arintany
7  Enti-milaza izay manery na mandidy izaitsizy: Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy arahina
8  Matanjaka, manan-kerim-batana: Manatòna Rangahy raha mafy
9  Sarotra lefarina, manindrona, na henjana: Mafy izany teny izany
10  Sarotra zakaina, mangidy: Mafy ny fahoriana nentin' io iehilahy io
11  Tsy mihontsina, tsy mety ketraka: Mafy io vehivavy io [1.1]
Explications en anglais  12  hard, difficult, firm, strong. [1.2#404]
13  hard, firm; difficult [1.7]
Explications en français  14  dur: Mafy ity tany ity (Cette terre est dure) ~ Mafy ity hazo ity (Ce bois est dur, solide) ~ Mafy ny teny nataony azy (Il lui a adressé des paroles fortes, dures) ~ Mafy ny nanjo azy (Il en a souffert de dures) ~ Mafy iny lehilahy iny (Cet homme est inébranlable [1.3#416, 1.8]
15  fort, ferme, solide, inébranlable
16  qui ne démord pas, insupportable, intolérable, calamiteux [1.3#416]
17  solide, résistant; difficile [1.8]
Morphologie 
18  Simple :
19  Impératif :
Dérivés 
20  Verbes actifs :
21  Verbes passifs :
22  Verbes relatifs :
23  Noms :
24  Adjectifs :
Antonymes  25  maLEmy
Analogues  26  1.1=maozatra=komatry=matanjaka=tomady=avy aina=be aina=matomboka=hozatina=vokenana=fonetana
Mots composés 
Phytonymes 

Mis à jour le 2023/08/11