Entrée hira
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] lalao, kilalao, hehy [Rakotosaona 1975]
 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
¶ Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
¶ Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
¶ (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
Explications en anglais a song; music; play [Hallanger 1973]
Explications en français chant [Abinal 1888 page 249|1.8, Hallanger 1974 page 249|1.8]
 airs, musique vocale
¶ action de s'amuser avec des objets [Abinal 1888]
 musique; jeux [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
hira
hirako
hiranao
hirany
hirantsika
hiranay
hiranareo
hiran'
hiran-
hiram-
-kira
-kirako
-kiranao
-kirany
-kirantsika
-kiranay
-kiranareo
-kiran'
-kiran-
-kiram-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Hira inona no nohiraintsika? [Profita: Ranary, page 90]
2Voatery naverina intelo ilay hira. [Ravelomanana: Lalana, page 70]
3Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [Andraina: I Vola, page 69]
Citations 

Entrée hira
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] anaran-gidro [Rakotosaona 1975]
Explications en anglais ring-tailed lemur (Lemur catta) [Mittermeier: Lemurs]
Explications en français maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [Mittermeier: Lemurs]
Vocabulaire 
Nom scientifique Lemur catta
Synonymes hirana
Tableaux et planches Les Lémuriens
Illustrations 

Entrée Hira
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en malgache Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [Randzavola: Baiboly page 396]
Explications en anglais Hirah [Baiboly]
Explications en français Hira [Baiboly]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée Hi
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais zanak' i Aksesa [Baiboly]
 Ira [Baiboly]
Explications en français Ira [Baiboly]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31