Entrée mihira (hira)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka, Tanosy] Milalao [1.78]
 Manao hira: Mihira ny mpianatra
Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely
Mitovy hevitra: manainga feo ~ manandrapeo ~ manao angoa-tenda ~ manao beson-kira ~ manao fasiny ~ manao feo an-doha ~ manao feo voalohany ~ manao saikiny ~ mandredona ~ miantsa ~ mikalo ~ mikalokalo ~ miredona ~ mitanisa ~ mitoloko ~ mitoreo ~ mivazo ~ mivetsovetso [1.1]
Explications en anglais To sing; to amuse oneself [1.7]
Explications en français Chanter; s'amuser [1.8]
Exemples Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: [2.470]
Morphologie 
Présent : mihira
Passé : nihira
Futur : hihira
Impératif : mihirà
Mots composés 
Proverbes 

Entrée mihirà (hira)
Partie du discours impératif du verbe actif mihira [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/18